FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa hoy i Saray tamin’i Abrama: “Azafady ange ianao e! Tsy navelan’i Jehovah hanan-janaka aho.+ Koa mba manaova firaisana amin’ny mpanompovaviko, fa angamba hahazo zanaka avy aminy aho.”+ Dia nihaino an’i Saray i Abrama.+

  • Genesisy 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa antitra sady nandroso taona i Abrahama sy Saraha,+ ary efa tsy tonga fotoana+ intsony i Saraha.

  • Romanina 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary na dia tsy nihanalemy aza ny finoany, dia noeritreretiny ihany ny vatany izay toy ny efa maty,+ satria efa zato taona+ teo ho eo. Noeritreretiny koa ny kibon’i Saraha, izay kibo efa maty.+

  • Hebreo 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Finoana koa no nahazoan’i Saraha+ hery hananana anaka, na dia efa nihoatra ny taona ahafahana miteraka+ aza izy. Nihevitra mantsy izy fa tsy mivadika amin’ny teniny ilay nampanantena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara