Deoteronomia 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 —Ny Emima+ no nonina tany fahiny. Firenena mahery sy maro an’isa ary lava toy ny Anakita+ ireny.