Matio 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nafatony izy, dia nentiny ka natolony an’i Pilato governora.+ Jaona 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy misy manaisotra ny aiko amiko fa izaho no mahafoy azy araka ny nahim-poko. Manana fahefana hamoy azy aho, ary manana fahefana hahazo azy indray.+ Izany no didy+ voaraiko avy tamin’ny Raiko.” Asan’ny Apostoly 8:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary izao ilay andalan-tenin’ny Soratra Masina izay novakiny: “Toy ny ondry nentina hovonoina izy, ary toy ny zanak’ondry moana eo anoloan’ny mpanety azy ka tsy miloa-bava.+ Filipianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary tsy izany ihany, fa rehefa hitany fa nitovy tamin’ny olombelona+ izy, dia nanetry tena ka nanjary nankatò ary tonga hatramin’ny fahafatesana ny fankatoavany,+ eny, fahafatesana teo amin’ny hazo fijaliana.+
18 Tsy misy manaisotra ny aiko amiko fa izaho no mahafoy azy araka ny nahim-poko. Manana fahefana hamoy azy aho, ary manana fahefana hahazo azy indray.+ Izany no didy+ voaraiko avy tamin’ny Raiko.”
32 Ary izao ilay andalan-tenin’ny Soratra Masina izay novakiny: “Toy ny ondry nentina hovonoina izy, ary toy ny zanak’ondry moana eo anoloan’ny mpanety azy ka tsy miloa-bava.+
8 Ary tsy izany ihany, fa rehefa hitany fa nitovy tamin’ny olombelona+ izy, dia nanetry tena ka nanjary nankatò ary tonga hatramin’ny fahafatesana ny fankatoavany,+ eny, fahafatesana teo amin’ny hazo fijaliana.+