Jaona 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ravao ity tempoly ity,+ fa hatsangako izy ao anatin’ny telo andro.” Asan’ny Apostoly 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty+ rehefa namaha ny fatoran’ny fahafatesana,+ satria tsy voatanan’izany maharitra izy.+
24 kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty+ rehefa namaha ny fatoran’ny fahafatesana,+ satria tsy voatanan’izany maharitra izy.+