3Taorian’izany dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka voninahitra sy nasandrany+ i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ka nomeny seza fiandrianana ambony noho ny an’ny andriana hafa rehetra.+
24 Efa nanao teti-dratsy handripahana ny Jiosy+ mantsy i Hamana+ zanak’i Hamedota+ Agagita,+ ilay nankahala+ ny Jiosy rehetra, sady nampanao ny Pora,+ na ny Antsapaka,+ mba hampisahotahana sy handripahana azy ireo.