FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Misy rano mikoriana foana avy amin’ny sininy roa,

      Ary eny amoron’ny rano maro+ ny voa afafiny.

      Hisandratra avo noho i Agaga+ ny mpanjakany,+

      Ary hasandratra ny fanjakany.+

  • 1 Samoela 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nataony sambo-belona i Agaga+ mpanjakan’i Amaleka, fa ny olon-kafa rehetra kosa naringany tanteraka tamin’ny lelan-tsabatra.+

  • 1 Samoela 15:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Hoy i Samoela nony avy eo: “Ento atỳ amiko i Agaga mpanjakan’i Amaleka.” Koa natahotahotra i Agaga rehefa nankeo aminy, nefa niteny anakampo ihany hoe: “Efa niala tamiko ny ngidin’ny fahafatesana.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara