Levitikosy 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 izany hoe ilay omby manontolo, dia hasainy avoaka eny an-tsisin-toby+ ho eo amin’ny toerana madio fandrarahana ny lavenona feno menaka.+ Ary hodorany eo ambony kitay ilay omby.+ Eo amin’izay andrarahana ny lavenona feno menaka no handoroana azy.
12 izany hoe ilay omby manontolo, dia hasainy avoaka eny an-tsisin-toby+ ho eo amin’ny toerana madio fandrarahana ny lavenona feno menaka.+ Ary hodorany eo ambony kitay ilay omby.+ Eo amin’izay andrarahana ny lavenona feno menaka no handoroana azy.