FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hataoko lasa korontam-bato miavosa+ sy fonenan’ny alikadia i Jerosalema,+ ary ireo tanànan’i Joda kosa hataoko lasa aolo tsy misy mponina.+

  • Zakaria 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 ‘Ary naeliko nanerana ny firenena rehetra+ tsy fantany+ izy ireo, toy ny naelin’ny tafio-drivotra. Lasa lao ilay tany rehefa nilaozan’izy ireo, ka tsy nisy nandalo na niverina nankany.+ Ary lasa nigagan’ny olona ilay tany mahafinaritra,+ noho ny nataon’izy ireo.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara