9 Fa ny tsinainy+ sy ny ranjony kosa hosasana amin’ny rano. Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara ilay biby manontolo mba hidona-tsetroka. Fanatitra dorana izany, fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+
16 Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara izany rehetra izany mba hidona-tsetroka ho sakafo, ho fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony. An’i Jehovah ny taviny rehetra.+
12 Ary hoentiny any amin’ny mpisorona izany, ka hakan’ny mpisorona eran-tanan’ila ho fanatitra fampahatsiahivana,+ ary hodorany eo ambony alitara mba hidona-tsetroka eo ambony fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+ Fanatitra noho ny ota+ izany.