23 Azonao atao fanatitra an-tsitrapo ny omby na ondry manan-tongotra ila lava loatra na fohy loatra.+ Tsy hankasitrahana kosa izany, raha ho fanefana voady.
6 Any no hanateranareo ny fanatitra dorana,+ sy ny sorona, sy ny ampahafolon-karena,+ sy ny fanomezan’ny tananareo,+ sy ny fanatitra fanefana voady,+ sy ny fanatitra an-tsitrapo,+ ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinareo.+