FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 23:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 ankoatra ny sabatan’i Jehovah+ mbamin’ny fanomezana+ ataonareo sy ny fanatitra rehetra fanefana voady+ ary ny fanatitra an-tsitrapo+ rehetra, izay tokony homenareo an’i Jehovah.

  • 1 Tantara 29:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa faly ny vahoaka rehefa nanao fanatitra an-tsitrapo, satria tamin’ny fony manontolo no nanaovany fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah.+ Ary faly be koa i Davida Mpanjaka.+

  • Ezra 2:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 Ary rehefa tonga tany amin’ny tranon’i Jehovah+ tany Jerosalema+ ny sasany tamin’ireo lohan’ny+ fianakaviambe,*+ dia nanao fanatitra an-tsitrapo+ ho an’ny tranon’Andriamanitra izy ireo, mba hananganana azy io eo amin’ilay toerany taloha.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara