FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Ary alaivo ilay ondrilahy izay atao sorona mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany, ka andrahoy ao amin’ny toerana masina ny henany.+

  • Levitikosy 6:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hopotipotehina ny vilany tany+ nandrahoana ny hena, fa raha vilany varahina kosa izany, dia hokikisana ary hokobanina amin’ny rano.

  • 1 Samoela 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa izao no nataon’izy ireo tamin’ireo anjara tokony ho azon’ny mpisorona avy tamin’ny vahoaka:+ Rehefa nisy nanolotra sorona, dia tonga ny mpanompon’ny mpisorona nitondra fitrebika telo rantsana. Koa raha vao nangotraka ny hena,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara