Salamo 106:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nifangaroharo tamin’ny firenen-kafa kosa izy ireo,+Ka nianatra ny fanaony.+ Ezekiela 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy ihany aho taminy: ‘Samia ianareo manary ny zava-maharikoriko nandrandrainareo,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampy maharikorikon’i Ejipta.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’+ Jakoba 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ry mpanitsakitsa-bady,+ tsy fantatrareo ve fa fandrafiana an’Andriamanitra ny fisakaizana amin’izao tontolo izao?+ Koa na iza na iza te ho naman’izao+ tontolo izao, dia mitsangan-ko fahavalon’Andriamanitra izy.+
7 Dia hoy ihany aho taminy: ‘Samia ianareo manary ny zava-maharikoriko nandrandrainareo,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampy maharikorikon’i Ejipta.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’+
4 Ry mpanitsakitsa-bady,+ tsy fantatrareo ve fa fandrafiana an’Andriamanitra ny fisakaizana amin’izao tontolo izao?+ Koa na iza na iza te ho naman’izao+ tontolo izao, dia mitsangan-ko fahavalon’Andriamanitra izy.+