Deoteronomia 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 sao hampianarin’izy ireo hanao hoatran’ny zava-maharikoriko rehetra fanaony tamin’ireo andriamaniny ianareo, ka hanota amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ 2 Mpanjaka 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely kosa izy,+ ka nandoro* ny zanany tao anaty afo.+ Zava-maharikoriko+ fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah noho ny amin’ny zanak’Israely, izany nataony izany. 2 Mpanjaka 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.
18 sao hampianarin’izy ireo hanao hoatran’ny zava-maharikoriko rehetra fanaony tamin’ireo andriamaniny ianareo, ka hanota amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+
3 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely kosa izy,+ ka nandoro* ny zanany tao anaty afo.+ Zava-maharikoriko+ fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah noho ny amin’ny zanak’Israely, izany nataony izany.
2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.