Eksodosy 38:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ireto no zavatra natao lisitra momba ny tranolay, dia ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Natao lisitra araka ny didin’i Mosesy ireo, ka anjaran’ny Levita+ ny nanao izany teo ambany fiandraiketan’i Itamara+ zanak’i Arona mpisorona. 1 Tantara 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny zanak’i Amrama+ dia i Arona+ sy Mosesy+ ary koa Miriama.+ Ary ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba+ sy Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+
21 Ireto no zavatra natao lisitra momba ny tranolay, dia ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Natao lisitra araka ny didin’i Mosesy ireo, ka anjaran’ny Levita+ ny nanao izany teo ambany fiandraiketan’i Itamara+ zanak’i Arona mpisorona.
3 Ary ny zanak’i Amrama+ dia i Arona+ sy Mosesy+ ary koa Miriama.+ Ary ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba+ sy Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+