Eksodosy 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa mitandrema tsara fa manana fahefana izy, ka ankatoavy ny teniny. Aza mikomy aminy, fa tsy hamela ny helokao izy,+ satria ao aminy ny anarako. Salamo 106:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nijoro anefa i Finehasa ka niditra an-tsehatra,+Dia nitsahatra ilay loza.
21 Koa mitandrema tsara fa manana fahefana izy, ka ankatoavy ny teniny. Aza mikomy aminy, fa tsy hamela ny helokao izy,+ satria ao aminy ny anarako.