Nomery 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nanaraka an’ilay lehilahy israelita nankao an-tranolay izy. Koa nataony indray nandefona ilay lehilahy israelita sy ilay vehivavy, ka gorobaka hatrany amin’ny taovam-pananahan-dravehivavy. Dia nitsahatra ny loza nanjo ny zanak’Israely.+ Josoa 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tsy hahatohitra ny fahavalony ny zanak’Israely.+ Hiamboho fahavalo izy, satria nanjary voatokana haringana koa ny tenany. Ary tsy homba anareo intsony aho, raha tsy aringanareo tsy ho eo aminareo ilay zavatra voatokana haringana.+
8 Ary nanaraka an’ilay lehilahy israelita nankao an-tranolay izy. Koa nataony indray nandefona ilay lehilahy israelita sy ilay vehivavy, ka gorobaka hatrany amin’ny taovam-pananahan-dravehivavy. Dia nitsahatra ny loza nanjo ny zanak’Israely.+
12 Koa tsy hahatohitra ny fahavalony ny zanak’Israely.+ Hiamboho fahavalo izy, satria nanjary voatokana haringana koa ny tenany. Ary tsy homba anareo intsony aho, raha tsy aringanareo tsy ho eo aminareo ilay zavatra voatokana haringana.+