Nomery 4:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 dia ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, izany hoe izay rehetra anisan’ny antoko-mpanompo, mba hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana,+ Nomery 4:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 eny, ireo voasoratra anarana tamin’izy ireo, araka ny fianakaviany avy, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy, dia telopolo sy eninjato sy roa arivo.+
39 dia ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, izany hoe izay rehetra anisan’ny antoko-mpanompo, mba hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana,+
40 eny, ireo voasoratra anarana tamin’izy ireo, araka ny fianakaviany avy, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy, dia telopolo sy eninjato sy roa arivo.+