Nomery 21:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nandefa mpitsikilo tany Jazera+ i Mosesy. Koa azon’izy ireo ny tanàna niankina tamin’i Jazera, ka noroahiny ny Amorita tao.+ Josoa 13:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 ka lasan’izy ireo i Jazera+ sy ny tanàna rehetran’i Gileada+ sy ny antsasaky ny tanin’ny taranak’i Amona+ hatrany Aroera,+ izay tandrifin’i Raba;+
32 Ary nandefa mpitsikilo tany Jazera+ i Mosesy. Koa azon’izy ireo ny tanàna niankina tamin’i Jazera, ka noroahiny ny Amorita tao.+
25 ka lasan’izy ireo i Jazera+ sy ny tanàna rehetran’i Gileada+ sy ny antsasaky ny tanin’ny taranak’i Amona+ hatrany Aroera,+ izay tandrifin’i Raba;+