FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 I Oga mpanjakan’i Basana ihany no sisa tavela tamin’ny Refaima.+ Filanjana vy no nilanjana ny fatiny. Tsy ao Raban’ny+ taranak’i Amona ve izany filanjana izany? Sivy hakiho* ny lavan’ilay izy, ary efatra hakiho ny sakany, araka ny hakihon-dehilahy.

  • 2 Samoela 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tamin’ny fiandohan’ny taona,+ izany hoe tamin’ny fotoana fivoahan’ny mpanjaka hanafika,+ dia nirahin’i Davida i Joaba sy ny mpanompony mbamin’ny Israely rehetra, mba handringana ny taranak’i Amona+ sy hanao fahirano an’i Raba.+ I Davida kosa nijanona tao Jerosalema.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara