Genesisy 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo, dia tonga i Kedorlaomera sy ireo mpanjaka niaraka taminy, ka resin’izy ireo ny Refaima tao Astarta-karnaima+ sy ny Zozima tao Hama sy ny Emima+ tao Save-kiriataima,
5 Koa tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo, dia tonga i Kedorlaomera sy ireo mpanjaka niaraka taminy, ka resin’izy ireo ny Refaima tao Astarta-karnaima+ sy ny Zozima tao Hama sy ny Emima+ tao Save-kiriataima,