Genesisy 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa ny sisin-tanin’ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma+ ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa. Asan’ny Apostoly 17:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary avy tamin’ny olona anankiray+ no nanaovany ny olona any amin’ny firenena rehetra+ mba honina manerana ny tany manontolo,+ ary efa nisy fotoana voatondrony+ sy faritra noferany honenan’ny olona,+
19 Koa ny sisin-tanin’ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma+ ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa.
26 Ary avy tamin’ny olona anankiray+ no nanaovany ny olona any amin’ny firenena rehetra+ mba honina manerana ny tany manontolo,+ ary efa nisy fotoana voatondrony+ sy faritra noferany honenan’ny olona,+