FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Ny Levita kosa hitoby manodidina ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, mba tsy hisy fahatezerana+ hihatra amin’ny vahoaka, dia ny zanak’Israely. Ary hanao ny fanompoana tokony hatao ao amin’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, ny Levita.”+

  • Nomery 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ataovy ny andraikitrareo amin’ny toerana masina+ sy ny alitara,+ mba tsy hisy fahatezerana+ hihatra amin’ny zanak’Israely intsony.

  • 1 Samoela 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Novonoin’Andriamanitra anefa ny olona tao Beti-semesy+ satria nojerijeren’izy ireo ny Vata masin’i Jehovah. Koa namono olona fitopolo—sy dimy alina—* teo amin’ny vahoaka izy. Dia nalahelo mafy ny olona satria namely ny olona i Jehovah ka be dia be no maty.+

  • 2 Tantara 26:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha vao nahery anefa izy, dia nirehareha+ ny fony, ka nitondra fahavoazana ho an’ny tenany izany.+ Koa nivadika tamin’i Jehovah Andriamaniny izy, ka niditra tao amin’ny tempolin’i Jehovah mba handoro emboka manitra teo amin’ny alitaran’ny emboka manitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara