Genesisy 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa ny sisin-tanin’ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma+ ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa. Deoteronomia 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 fa tsy maintsy haringanao tanteraka ny Hetita sy ny Amorita, ny Kananita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao,
19 Koa ny sisin-tanin’ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma+ ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa.
17 fa tsy maintsy haringanao tanteraka ny Hetita sy ny Amorita, ny Kananita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao,