Deoteronomia 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo+ i Jehovah, ka feo ihany no renareo fa tsy nahita bika aman’endrika+ ianareo. Feo+ ihany no renareo. Deoteronomia 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niteny nifanatrika taminareo avy tao anaty afo i Jehovah, tao an-tendrombohitra.+
12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo+ i Jehovah, ka feo ihany no renareo fa tsy nahita bika aman’endrika+ ianareo. Feo+ ihany no renareo.