6 Koa hitondra fanatitra noho ny heloka+ izy noho ny nanotany, ka ondrivavy kely na osivavy+ kely no hoentiny ho an’i Jehovah ho fanatitra noho ny ota. Ary ny mpisorona handrakotra ny fahotany.+
7 Toy ny fanatitra noho ny ota ihany ny fanatitra noho ny heloka. Iray ihany ny lalàna momba azy ireo.+ Ary ho lasan’ilay mpisorona mandrakotra fahotana amin’ny alalan’io fanatitra io izany.