FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ary tanteraka ilay famantarana na fambara nolazainy,+ fony izy nanao hoe: ‘Andao hanaraka andriamani-kafa tsy fantatrao, ary andao hanompo azy’,

  • 1 Mpanjaka 18:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa maniraha olona, ka vorio ny Israely rehetra hankany amiko any amin’ny Tendrombohitra Karmela.+ Vorio koa ny mpaminanin’i Bala+ dimampolo sy efajato sy ny mpaminanin’ny tsato-kazo masina+ efajato, izay samy mihinana eo an-databatr’i Jezebela.”+

  • Jeremia 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Hitako ny zavatra tsy mety ataon’ireo mpaminanin’i Samaria.+ Maminany amin’ny anaran’i Bala+ izy ireo, ary ataony foana izay hampaniasia ny Israely oloko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara