FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa hitako izany, dia noroahiko ny Israely mpivadika, satria nanitsakitsa-bady.+ Dia nomeko azy ny taratasy manambara fa misara-panambadiana tanteraka izahay.+ Na izany aza, dia mbola tsy natahotra foana ny Joda, ilay rahavaviny mpamitaka, fa lasa nivaro-tena koa.+

  • Matio 5:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Voalaza koa hoe: ‘Izay misaraka+ amin’ny vadiny, dia tokony hanome azy taratasy fisaraham-panambadiana.’+

  • Marka 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hoy ireo: “Navelan’i Mosesy hanoratra taratasy fisaraham-panambadiana ny lehilahy rehefa misaraka amin’ny vadiny.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara