10 Mitsapatsapa manara-drindrina toy ny jamba izahay, eny, mitsapatsapa toy ny olona tsy mana-maso.+ Amin’ny mitataovovonana izahay dia tafintohina toy ny amin’ny takariva maizimaizina, ary toy ny maty+ izahay eo anatrehan’ireo tomady.
17 Ary hampahoriko ny olona ka handeha toy ny jamba izy,+ satria efa nanota tamin’i Jehovah.+ Dia hararaka toy ny vovoka ny rany,+ ary ny tsinainy hararaka toy ny taim-biby.+