1 Tantara 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana+ ary ny haja+ amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Ary anao ny fanjakana,+ Jehovah ô, dia ianao izay misandratra ambony noho ny zava-drehetra.+ Salamo 145:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lehibe i Jehovah, ka tena mendrika hoderaina tokoa.+Tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany.+
11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana+ ary ny haja+ amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Ary anao ny fanjakana,+ Jehovah ô, dia ianao izay misandratra ambony noho ny zava-drehetra.+