FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary fantatrao tsara fa i Jehovah Andriamanitrao no tena Andriamanitra.+ Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, sady manaja fifanekena+ sy maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’izay tia azy sy mitandrina ny didiny, hatramin’ny taranaka arivo mandimby.+

  • Nehemia 9:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Rariny+ ny anao matoa manjo anay izao rehetra izao. Hita tamin’izay nataonao fa tsy mivadika+ ianao, fa izahay kosa no nanao ratsy.+

  • Salamo 98:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsaroany ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny tsy fivadihany tamin’ny taranak’Israely.+

      Nahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+

  • Hebreo 10:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary aoka hofikirintsika mafy ny fanambarana ampahibemaso ny fanantenantsika,+ ka tsy hisalasala+ isika, satria tsy mba mivadika amin’ny teniny+ ilay nampanantena.

  • 1 Petera 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa aoka àry ireo mijaly noho ny fanaovana ny sitrapon’Andriamanitra hanankina foana ny fiainany amin’ilay Mpamorona mendri-pitokisana, eo am-panaovan’izy ireo ny tsara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara