25 Sanatria anao ny hanao toy izany!+ Eny, sanatria anao ny hamono ny marina miaraka amin’ny ratsy fanahy! Raha izany mantsy, dia ho toy izay manjo ny ratsy fanahy ihany no manjo ny marina.+ Tsy hanao ny rariny anefa ve ny Mpitsara ny tany manontolo?”+
9 Iza no hendry ka hahazo ny hevitr’izany?+ Ary iza no malina ka hahalala an’izany?+ Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+ ka ny marina no handeha eo,+ fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo.+