Nehemia 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Na izany aza, dia tsy nahafoy+ azy tany an-tany efitra ianao satria be famindram-po. Tsy niala teo ambonin’izy ireo ny andry rahona nandritra ny andro mba hitari-dalana azy,+ na ny andry afo nandritra ny alina mba hanazava ny lalan-kalehany.+
19 Na izany aza, dia tsy nahafoy+ azy tany an-tany efitra ianao satria be famindram-po. Tsy niala teo ambonin’izy ireo ny andry rahona nandritra ny andro mba hitari-dalana azy,+ na ny andry afo nandritra ny alina mba hanazava ny lalan-kalehany.+