FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tamin’ilay andro nananganana ny tranolay,+ dia nanarona ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny rahona.+ Fa zavatra toy ny afo+ kosa no teo ambonin’ny tranolay rehefa takariva, mandra-paharainan’ny andro.

  • Nomery 14:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa tsy maintsy hilaza izany amin’ny mponin’io tany io ry zareo. Efa ren-dry zareo fa ianao, Jehovah ô, no eto amin’ity vahoaka ity+ sady mifanatri-tava aminy.+ Ianao no Jehovah, ary eo ambonin’ny vahoakanao ny rahonao, ary ianao no mandeha eo alohan’izy ireo ao anatin’ny andry rahona rehefa antoandro, ary ao anatin’ny andry afo rehefa alina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara