FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+

  • Salamo 78:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Nahare+ izany Andriamanitra ka nisafoaka,+

      Dia nohamavoiny tanteraka ny Israely.+

  • Salamo 106:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Dia nirehitra tamin’ny olony ny fahatezeran’i Jehovah,+

      Ka nanjary halany ny lovany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara