16 Ny Soratra Masina iray manontolo dia avy amin’ny herin’ny fanahy masin’Andriamanitra,+ ary mahasoa mba hampianarana,+ hananarana,+ hanitsiana izay diso,+ hanafaizana+ araka ny fahamarinana,
12 Fa velona+ sy mahery+ ny tenin’Andriamanitra,+ eny, maranitra noho ny sabatra+ roa lela, ary manindrona ka mahavita manavaka ny miseho ivelany*+ sy ny any am-po+ ary mampisaraka ny tonon-taolana sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritry ny fo sy ny fikasany.+