Romanina 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Amin’ny foko manontolo no anaovako fanompoana masina ho an’Andriamanitra ka itoriako ny vaovao tsara momba ny Zanany. Ary Andriamanitra no vavolombeloko+ fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo amim-bavaka aho,+ Kolosianina 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa na tsy eo aminareo aza ny tenako, dia any aminareo kosa ny saiko,+ ka faly aho mijery ny filaminanareo+ sy ny tanjaky ny finoanareo+ an’i Kristy.
9 Amin’ny foko manontolo no anaovako fanompoana masina ho an’Andriamanitra ka itoriako ny vaovao tsara momba ny Zanany. Ary Andriamanitra no vavolombeloko+ fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo amim-bavaka aho,+
5 Fa na tsy eo aminareo aza ny tenako, dia any aminareo kosa ny saiko,+ ka faly aho mijery ny filaminanareo+ sy ny tanjaky ny finoanareo+ an’i Kristy.