FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 15:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Noho izany, ry rahalahy malalako, dia aoka ianareo hifahatra tsara+ sy tsy ho voahozongozona ary ho be atao foana amin’ny asan’ny Tompo,+ satria fantatrareo fa tsy very maina+ ny asa mafy ataonareo ao amin’ny Tompo.

  • Hebreo 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy ho tonga tahaka an’i Kristy+ mantsy isika, raha tsy hazonintsika mafy hatramin’ny farany ilay toky nananantsika tamin’ny voalohany,+

  • 1 Petera 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Rehefa avy nijaly vetivety+ anefa ianareo, dia ilay Andriamanitry ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa no hamita ny fampiofanana anareo, sy hanamafy orina+ anareo, ary hampahatanjaka+ anareo. Niantso anareo ho amin’ny voninahiny+ mandrakizay mantsy izy, noho ianareo tafaray+ amin’i Kristy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara