FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Roapolo amby zato taona aho izao.+ Tsy mahazo mitarika anareo intsony aho,+ satria nilaza tamiko i Jehovah hoe: ‘Tsy hiampita an’io Jordana io ianao.’+

  • Asan’ny Apostoly 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Rehefa feno efapolo taona izy, dia nitsiry tao am-pony ny faniriana hitsidika ny zanak’Israely rahalahiny.+

  • Asan’ny Apostoly 7:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Ary efapolo taona tatỳ aoriana, dia nisy anjely anankiray niseho taminy tao anaty lelafo teo amin’ny voaroy nirehitra, tany an-tany efitra manodidina ny Tendrombohitra Sinay.+

  • Asan’ny Apostoly 7:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Izy no namoaka azy ireo+ rehefa avy nanao zava-mahagaga sy famantarana maro tany Ejipta+ sy teo amin’ny Ranomasina Mena+ ary tany an-tany efitra efapolo taona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara