FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Raha tsy mandoto an’ilay tany mantsy ianareo, dia tsy haloany tahaka ny nandoavany ny firenena talohanareo.+

  • Levitikosy 26:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary hataoko tsy misy mponina ny taninareo,+ ka ho gaga ny fahavalonareo izay honina ao raha mahita izany.+

  • Deoteronomia 29:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa tezitra sy vinitra ary nisafoaka i Jehovah, ka nanongotra azy ireo tsy ho eo amin’ilay tany,+ ary nanipy azy tany an-tany hafa, toy ny amin’izao andro izao.’+

  • Josoa 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 raha toa ianareo ka mivadika amin’ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo izay nandidiany anareo, ary manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anatrehan’ireny.+ Koa hirehitra aminareo tokoa ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka tsy ho ela ianareo dia ho ripaka tsy ho eto amin’ity tany soa efa nomeny anareo ity.”+

  • Isaia 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ataon’i Jehovah tsy misy na inona na inona ny tany, ka manjary lao.+ Nataony nivadika ambony ambany+ ny tany, ary naparitany ny mponina teo aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara