FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 81:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izaho Jehovah no Andriamanitrao,+

      Ilay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+

      Sokafy mitanatana ny vavanao, fa hofenoiko.+

  • Hosea 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Izaho anefa no Jehovah Andriamanitrao hatry ny fony ianao tany Ejipta.+ Tsy nahafantatra Andriamanitra afa-tsy izaho ianao, ary tsy nisy mpamonjy afa-tsy izaho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara