29 Raha mba miezaka hanana fo matahotra ahy+ sy mitandrina foana ny didiko+ rehetra mantsy izy ireo, dia hahita soa izy sy ny taranany, mandritra ny fotoana tsy voafetra!+
13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+