FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Aza manao teny an’avona loatra ianareo,

      Aoka tsy hisy teny tsy voahevitra haloaky ny vavanareo,+

      Fa Andriamanitry ny fahalalana i Jehovah,+

      Ary izay atao dia tombanany+ ara-drariny.

  • Salamo 101:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ataoko tsy mahateny intsony+

      Izay olona manendrikendrika mangingina ny namany.+

      Tsy zakako+

      Izay olona manana maso miandranandrana sy fo mirehareha.+

  • Ohabolana 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ho afa-baraka izay manambony tena,+ fa izay manetry tena kosa no hendry.+

  • 1 Petera 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara