Nomery 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa i Kaleba+ mpanompoko kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, ary ny taranany no haka izany ho fananany.+ Toe-tsaina* hafa mantsy no tao aminy, ka nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy.+ Josoa 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa nianiana i Mosesy tamin’izay andro izay hoe: ‘Ho lasa lovanao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny tany izay nodiavin’ny+ tongotrao, satria ianao nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny fonao manontolo.’+
24 Fa i Kaleba+ mpanompoko kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, ary ny taranany no haka izany ho fananany.+ Toe-tsaina* hafa mantsy no tao aminy, ka nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy.+
9 Koa nianiana i Mosesy tamin’izay andro izay hoe: ‘Ho lasa lovanao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny tany izay nodiavin’ny+ tongotrao, satria ianao nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny fonao manontolo.’+