FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 101:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hijery an’izay olona mendri-pitokisana eto an-tany ny masoko+

      Mba hiara-monina amiko.+

      Izay mandeha tsy misy tsiny+

      No ho tonga mpanompoko.+

  • Ohabolana 28:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara