Eksodosy 23:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aza manao fifanekena amin’izy ireo na amin’ny andriamaniny.+ Eksodosy 34:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa mitandrema ianao mba tsy hanao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany halehanao,+ sao ho fandrika ho anao izany.+ Deoteronomia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+ Deoteronomia 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aza avela hisy zavamiaina ho velona+ kosa ao amin’ny tanànan’ireto firenena ireto izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, Deoteronomia 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 sao hampianarin’izy ireo hanao hoatran’ny zava-maharikoriko rehetra fanaony tamin’ireo andriamaniny ianareo, ka hanota amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Mpitsara 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa aza manao fifanekena amin’ny mponin’ity tany ity,+ fa arodano kosa ny alitarany.’+ Tsy nihaino ny feoko anefa ianareo.+ Fa maninona ianareo no nanao an’izany?+
12 Koa mitandrema ianao mba tsy hanao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany halehanao,+ sao ho fandrika ho anao izany.+
2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+
16 Aza avela hisy zavamiaina ho velona+ kosa ao amin’ny tanànan’ireto firenena ireto izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,
18 sao hampianarin’izy ireo hanao hoatran’ny zava-maharikoriko rehetra fanaony tamin’ireo andriamaniny ianareo, ka hanota amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+
2 Koa aza manao fifanekena amin’ny mponin’ity tany ity,+ fa arodano kosa ny alitarany.’+ Tsy nihaino ny feoko anefa ianareo.+ Fa maninona ianareo no nanao an’izany?+