Nomery 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+ Deoteronomia 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “‘Koa mitsangàna, ary miaingà ka mità ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona.+ Efa natolotro teo an-tananao i Sihona+ Amorita mpanjakan’i Hesbona. Koa alaivo ho fanananareo amin’izay ny taniny, ary miadia aminy.
24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+
24 “‘Koa mitsangàna, ary miaingà ka mità ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona.+ Efa natolotro teo an-tananao i Sihona+ Amorita mpanjakan’i Hesbona. Koa alaivo ho fanananareo amin’izay ny taniny, ary miadia aminy.