Deoteronomia 1:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone.+ Izy no hahita izany, ary izy sy ny taranany no homeko ilay tany izay nodiaviny, satria nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo+ izy.
36 afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone.+ Izy no hahita izany, ary izy sy ny taranany no homeko ilay tany izay nodiaviny, satria nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo+ izy.