FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Koa nandeha izy ireo ka tonga tany an-tany efitr’i Parana any Kadesy,+ teo amin’i Mosesy sy Arona ary ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely. Ary tonga nanao tatitra tamin’izy mirahalahy sy ny vahoaka manontolo ireo mpitsikilo, sady nampiseho azy ny vokatry ny tany.

  • Deoteronomia 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Dia niala tany Horeba isika, ka nandeha namakivaky ilay tany efitra lehibe sady mampahatahotra+ izay efa hitanareo. Ary ny lalana mankany amin’ny faritra be tendrombohitra misy ny Amorita+ no narahintsika, araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitsika, ka tonga tao Kadesi-barnea+ isika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara