FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.

  • Josoa 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia ny faritra nisy ny andriana dimy mpiray dinan’ny+ Filistinina izay nifehy ny tanànan’i Gaza+ sy Asdoda+ sy Askelona+ sy Gata+ ary Ekrona,+ sady nisy ny Avita+ koa. Noheverina fa an’ny Kananita+ kosa taloha ny faritra hatrany amin’ny sampan’i Neily tandrifin’i Ejipta, ka hatrany amin’ny sisin’i Ekrona any avaratra.+

  • 1 Mpanjaka 8:65
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 65 Ary nanao fety+ i Solomona tamin’izay, dia izy sy ny Israely rehetra, izay fiangonana lehibe+ avy any amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata+ ka hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Ejipta.+ Nanao fety teo anatrehan’i Jehovah Andriamanitsika izy nandritra ny fito andro, niampy fito andro,+ izany hoe efatra ambin’ny folo andro.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara